
letra de idiran'angano - nony mouv
[intro]
(eh!)
(yeah)
(haha)
(yeah)
nony mouv,nony mouv(yeah)
(uh!)
[verse]
raha mahay mirap ialaha aza mihevi-tena ho mpanjaka
tadidio fa na mafy ialaha indray andro any ho voadaka
dia ity ny tenako fantsio fa aza mihafahafa
dia ity tadidio aza mialona raha tsy mahazaka faharesena
sao dia tsy hain’laha fa mbola be ny bandy tia mitraka sy ho tafa hibata amboara ampiana fandresana
di’aza mahalelalela hoe ialaha irery no mahay mi-rap(hmm)mitandrema
fa mbola tsy hay izay ho avy any afara
tsy fantatra na hivadika ny tantara hoe ny amfy indray no mihitsana miala
d’ireo nandra indray no lasa ho tompon-tanana
angamba ialaha amin’izany mety ho lasa adala
na mety hitomany dia hiantso an’i mama
na tsy hi-rap intsony izay aloha tsaratsara
amizay ialaha mitony tsy tia walawala
ka tandramo tsara letsy ny vava avoaka sao hitondra loza
tsy hay izay hoavy any afara na ho tafavoaka ve ialaha sa hihemotra hotran’ny foza?
ka ilay manambonimbony tena io my n-gga
dien’izao dia atsaharo
sao rehefa any afara any ianao no ho voa tsy afa-milefa
izay vao hidiran’angano
[intsrumental break]
[outro]
mbola averiko foana ny rehareha io atsaharo
mitondra loza io ka fantaro
ny fahanginana ampiakaro
na rehefa mafy loha dia tohizo ny lalanao tsara tso-drano
dia hano ny tsy fihinana toy ny kalo
amin’izay ialaha mitsitra malaky anatin’ny iray sy valo
sarotra atoro moa efa hoe poizina izao vao ho hanina ihany ny an’ny tsalo
(ayy)
letras aleatórias
- letra de heather doubtfire - the paranoyds
- letra de i'm sick of saying sorry - yung ivy
- letra de potty mouth - don broco
- letra de pobrecita mía - javier krahe
- letra de i don't trust these niggas - gunna tr
- letra de un poco tú un poco yo - lucía y lidia
- letra de smoking rock with my angel in milwaukee - american pleasure club
- letra de can't be destroyed - bud grant
- letra de mi ángel - abel pintos
- letra de too little too late - melmac