
letra de ampy izay - niu raza
[intro ~outro]
tsy nety taminao ve ny hatsarako
tsy nety taminao ve lay fitafiako
nataoko ihany izay hampifaliana anao
fa zavatra hafa indray no nanintona anao
[verse 1]
indraindray toa manontany tena ihany
mba inona ary no nitiavako azy iny?
lasa adala aho ve sa ny saina no very?
toa tsy haiko tsy haiko tsy haiko!
lany fotoana eto aho hieritreritr’azy
izy efa an’olon-kafa izay ny fony
ny tena moa tia ka atao ahoana fa marary
ampy izay ampy izay ampy izay
[refrain]
fa ny aminao iny e
ho ariako toy ny fako
anaty antsana ianao iny e
fa ny aminao iny e
raha mbola iverina aho angamba
tsy hisy instony iny e
fa aok’izay ny tomany
raha ny aminao angamba tsy ataoko intsony
fa avelako ianao hitomany
amin’reo nenina ho tsapanao indray andro any
[verse 2]
mba tia anao ve izy
mba hainy ve ny mihaino anao
mba mihomehy ve izy
mijery ireo adalanao
mba matanty ve izy
maheno ireo ditranao
mba mijanona ve izy
rehefa tsy mety ny ataonao
mba tia anao ve izy
mba hainy ve ny mihaino anao
mba mihomehy ve izy
mijery ireo adalanao
saino ihany
[refrain] + [outro]
letras aleatórias
- letra de un beso - david rees
- letra de no where - fly_warrior
- letra de magnificent - mr muffin
- letra de local wavers - jarry manna
- letra de the gospel of the flesh and all his sins - the project hate mcmxcix
- letra de promenade - demon the devil
- letra de let me find out - cortéz
- letra de pute vierge - san-nom
- letra de swagga ti poju - sanoske
- letra de save my neck - dragonette