letra de ravoravo - mika sy davis
manakory ’nareo, tsara be mifantsafa
mbarakaly ’nareo ô
ino vaovao ino maresaka amina’ reto
manakory nareo, tsara be mif-gnotsafa
mbarakaly ’nareo ô, i
no vaovao ino maresaka amina’ reto
ts’isy vaovao ts’isy maresaka, salama tsara be (in-2)
nahatongavanay atôy moa ts’isy raha marobe
’zay mitady ny tsara, ’zay mitady hafaliana
’zay mitady ny soa, ’zay mitady fitiavana
’zay mitady vaovao mahafaly
nahatongavanay atôy…
nihavianay avy tany, tsisy raha mampalahelo ô
ary tsisy raha tokony hampiady
f’zay manimanina no tonga mamangy
tsara zalahy manimanina e, misaotra mamangy (in-2)
nahatongavanay atoy moa ts’isy raha marobe
’zay mitady ny tsara, ’zay mitady hafaliana
’zay mitady ny soa, ’zay mitady fitiavana
’zay mitady vaovao mahafaly
ravoravo o, ’zay tonga atôy
feno hafaliana mahita anareo
ravoravo o, ’zay tonga aminareo io o
letras aleatórias
- letra de passado (maquete) - eddy0
- letra de thank you - yoo zeus
- letra de six shots - cusax
- letra de gym and tonic - spacedust
- letra de on my mind - officialneomusic
- letra de teeth - ditz (uk)
- letra de melhor que posso - damaz mc x kyra
- letra de la chamaca - la dame blanche
- letra de summer night - ink
- letra de better than me (multi editz) - latin nation