letras.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

letra de track 2- kid - kevss

Loading...

refrain :

mama miasa adiny valo isanandro
izaho manofy ambony canapé dia mba te hifoha anatina maybach
loha tsy mifanaraka @izay zava-misy /
izay ataony zala rehetra tsy misy azoko
no money no p-ssy izany rehetra izany tsy atakaloko ny homie
ry tazy tsy te hitovy ohatranay izahay ko tsy te hitovy @ndry- tazy

couplet 1 :

izaho te andray volana dope
tsy te ampiasa loha andra-bofy
tadadiko tsara izaho nanome bojo natolotro t@foko , t@ tananao maloto
misy lehibe tsy misy dada , misy lehibe tsy misy mama misy lehibe tsy misy nanoro
misy manofy milamintsaina nefa ny filaminana ary tsy hitany akory

tsy mibika anatina drip taloha , tsy ni s-ce-ny b-tch-nao taloha
izay rap atao tsy a la mode , fa hoany poupousy izay manana goût
tsy miasa loha @izay resaka zub , miasa loha @izay resaka ject
god irery ihany ny ahy no atahorana / broski matahoatra ny tsy hisy follower ( ouais )

refr:

mama miasa adiny valo isanandro
izaho manofy ambony canapé dia mba te hifoha anatina maybach
loha tsy mifanaraka @izay zava-misy /
izay ataony zala rehetra tsy misy azoko
no money no p-ssy izany rehetra izany tsy atakaloko ny homie
ry tazy tsy te hitovy ohatranay izahay ko tsy te hitovy @ndry- tazy
couplet 2 :

letras aleatórias

MAIS ACESSADOS

Loading...