letra de tanora - ho-toavina
01:00 ny eo amin’ny horloge
tsy misotro, tsy misôra dia mba hisento alony
hipetraka eto alony
mandinika ny zava-bita rehetraretra tany aloha
ireo zavatra niriako sasany izao efa eto alohako
dia inona indray izao no tiako?
aiza indray no hitodika
ilay diplaoma nalaina iny, ho ahy sa hoan’ny famille?
raha azoko ny volabe ve dia hilamina ny eritreritra ?
io manko no tena tsy ampy aminay tanora erotrerony
tsy hitahita teny akory ary dia efa lehibe sahady
ny akama sasany ary izao efa papa!
manomboka misy miteny “hoe oviana no hanambady ?”
lasa nahazo kibo ah sady misy volombava
ny fotoana miha mandeha, ny fotaona tsy hiandry ahy
nefa tsy mahatsiaro tara aho
lesona lehibe nianarana hoe tsy mety ilay mifampitahy satria ny chapitre 10n’olona mety chapitre 2 an’ialahy
refrain : ny ampitso tsy an’ialahy
ny ampitso tsy hay fa hiaino ny androany
isika mpandalo
hiaino mamy ny fiainana
couplet 2:
n0behazina tamin’ilay hevitra hoe izay hafafy no jinjaina
zah tsy mino ny lahatra fa mitady ny ikigaï
raha hoe hiary dia hanambady ,dia hiteraka dia dead
inona fotsiny no ataoko eto raha tsy mba hametraka empreinte ?
ety an-tanako ny penina, mon succès m’attend
lasa rap old school ity amin’ny 2060
dia hikôzy ny zafikely hoe “izany ra dadabe ho-toavina”
aza manaraka tendance izay ry zanako henoy tsara
fiainana tsy azo handosirana
lehilahy dia mila mafy hono aho
maniry hanao izay tiako ah
fa indraindray ny vola no manakana
mahatsiaro hoe tiana nefa zah ihany no hanavotra ahy
dia tsisy afatsy zah ihany no mahalala ny any anatiko any
mbola te hanao mihoatra raha mahavita satria ny lafatra fikendry
ny ezaka mitarika vintana ,izay no hafatra azoko teto
bedaiko antanan-droa ny nofy raha mbola azo kitihana
dia orohako ohatran’ny ankiziko
parole an’artiste
letras aleatórias
- letra de intelligence briefing - young whippersnapper
- letra de the cold sword - eternal champion
- letra de they don't - nervus
- letra de life is for every man - brushy one string
- letra de tenerife - max tringham
- letra de last night (on my mind) - king codi
- letra de the other side - acoustic - tyler ward
- letra de cristal quebrado - memorial (br)
- letra de aura - set (us)
- letra de fts - k2