letra de mc jean - ho-toavina
tapao ny hevitra hanao rap sa hameno insta
hanao punchline sa hanao constat?
tsy voatery atao io rehefa tsisy tantaraina
ny rimanao toa tatahiana be
tsy lany na hanao tononkalo
mba miezaka izy fa tsy tsapany hoe ilay rap no efa tsy natao ho anazy
tsisy forceny hiaino ny avendranany eto, io nga obligatoire ?
manao rima mihirahira mivaralila mameno fb
kimasonin’ialahy ialahy!
ref : oayyy izany hanaovany azy
gaga ah rehefa mihaino anazy eh
malaza eto an-tanàna ny rap izao
dia mba nanao koa jean (×2)
taitaitra teo dia hoe mc nefa tsy tiany io à la base
vidéo “yo la famille, eo mba followeo ilay page”
tsy hainy akory hoe fa maninona no misy voicetag ilay prod
satria tsy tena passionnés ireo fa tratran’ny effet de mode
télécharge appli note, mirediredy anaty bandlab
dia lazainy fa tsisy mafy noho izy daholo ny bandy malaza
rehefa naivo dia naivo dia naivo gros hafa mihitsy ny sous côté
fa tsy hoe mc tsisy flow dia hoe manao flow sous codé
letras aleatórias
- letra de africa(remix) - black magic ft. phyno, reminisce & vector
- letra de love me right - gervs
- letra de шарф (scarf) - валькирин (valkirin)
- letra de le monde en stand-by - lou
- letra de am ende bleiben tränen - neon (deu)
- letra de the eyes of love - trini lopez
- letra de preto velho - laércio oliveira
- letra de mourão voltado - quinteto violado
- letra de вайлайти (whylighty) - лайти (whylighty)
- letra de isabelle - zach hood