letras.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

letra de hesoyam - ho-toavina

Loading...

fafako ny boky ampiako shift ny delete
miha mahay fa bedebe no mbola tsy haiko
tsy variana milawika fa ny textes ataoko raitra
littéraire sy scientifique ah nijery chiffres et des lettres
te hivelona amin’ny mozika mitovy amin’i ry dizzy brains
fa ity gadona ity be problème
anaty loha feno baraingo ,esprit critique
dia aleoko mijery an’i koto toy izay ry kiala ngita
qui aime like follow, na gyal na bolosse
ny tampony tiako ho tratra ny pyramide an’i maslow
hatokisako ny acquis ako ,hatokisako ny qi ako
fa tsy hoe hiseho intelligent satria mba nihaino an’ndry mason’aloka
tsy mila tsipi-raozy ah satria ny raozy misy tsilo
dia ampidiriko ny cheatcode, ilay cheatcode misy armure
amin’ny tena izy tsisy hoe contrôle z
rеveko manja ohatrany ankiziko tsisy kôzy io fa tohizako
mijanona ho mpanao rime riche fa tsy asiako fihеnam-bidy yeahh
tsy rarahiako ny fiainambodin’ndry ceasar
africa rpz s/o aimé césaire
rehefa tady ho sspr aho mihaino nepal – cheddar
tiako ho anaty classe g
no miakatra ny rappeurs classe s membre
double g
firalahiana tena izy, miorim-paka tsara
tsy ilay milay anaty sary nefa mifampijery arina an-tava
faux fan an’ny rap syga gros ça date pas d’hier
manao tishaka vg io fa tsy mahakobo young ouleb
rima lafo vidy ohatrany vato any sakaraha
zay efa any ambalavao lisany vao fasan’ny karana
m’rap manomboka lac anosy hatrany alakamisy
manao song alakamisy hatramn alakamisy
trop hip-hop fa tsy hita amin’ny fanamiana
mitifitra ho azy io tsy fanahiniana
fiainako fenoiko hamamiana
projet an’ireo amanizako
niala facebook ah fa tsy tiako ny bad vibe
misy page fatanitany mampitovy ah amin’ny bandy faible
tsy alpiniste fa miescalady ohatran’i kaiser
ny tsoutsou kely mihaino anay mbola virjiny otrany casier ako
niala sakana daholo, samy niha lehibe dia samy niha hendry
parental advisory ny amin’ilay cover fa aza mimenimenona
hoe “rap tsy mifono hanatra, midoka tena fotsiny itony”
tonio ny fonao sy ny mentalité mifono nory
zah tsy eminem
fa manomboka misy stan anaty dm
eto feno merde humaine tsy quoi fa zatra mdemerde ah

letras aleatórias

MAIS ACESSADOS

Loading...