letra de farany taona sy krismasy - ho-toavina
didier lehilahy tanora 24 taona
didier zaza iray dia bepc ny diplaoma any
didier dodosan’ny fitadiavana fa kibo noana
didier tsisy asa fixe fa misolosolo foana
lohan’i didier nefa fahiny toa feno nofinofy
fa voatery nanambady satria nanabehovoka
didier voatery nihary nefa mbola adolantsento
didier tratran’ny burnout ,ny loha midona-tsetroka
didier zaza naditra nitsaoka tao am-bovo
carrière envisagée any hono hisary jiolamboto
ozy ny naman’ny didier hoe “sarimbavy izay tsy misotro”
didier te ho lehilahy moa dia nanaraka an’ndry tab-ry
didier te ho maditra fa tsisy personnalité
ny hadisoany tamin’ny niala sakana amin’izao voatery babeny
didier leo tabatabam-bady ny lohany badenina
fa didier moa mafy sofina ohatrany tamin’ny ray aman-dreniny
didier niteny an’ny vadiny hoe nahita afera
zareo izao 7ans de mariagе fa zara raha mahavita tena
didier mal entouré moa dia tsy hilaozan’ny naman-dratsy
vao misy iray mila an’i lеry, didier tsy maintsy mamaly ny antso
nisy appel niditra ny andro akaiky krismasy
_”allô didier, ndao hanao opération fa ny andro fety
sa elah tsy te hihinan-gisa hitsena an’ny 2026?
ny amin’ny krismasy hatombok-tsika amin’ny cashpoint, farany taona ilay ramaitre ao amin’ny villa médicis
ahoana, sahy ve tsy sahy l—nty?”
taitra didier sady nisento dia nifoka sigara kely
ny opération efa nataony hatreto bûche de noël
passé kriminaly ,tanaty zava mahadomelina
tsy hipasoka ny efa malama ah fa efa hainareo didier
21 décembre, ny lera midi pétante
ndeha ho petahan’izy mtsam ilay cashpoint iray teny itaosy
_”omeo aty ilay vola raha tsy te ho lemanay amin’ny antsy”
dia nitsaoka anaty emboutaka, i didier no mitondra moto
ref: didier kely jiolamboto mila vola
didier kely jiolamboto dia mandroba
didier kely jiolamboto mila vola
mila vola didier kely dia mamono
28 décembre, ny lera minuit pétante
ho any amin’ny villa médicis izy mtsam araky ny plan
cagoulé, nandroso ,nianika tamboho
ra didier mora baikona dia izy no nianika voalohany
ny trace efa vita étude ny caméra moa tsy mandeha
henakely nasiana poizina natsipy hoan’ny berger
mijaikojaiko didier mba tsy ho henon’ny tompontrano fa ny tsy nampoiziny hoe nisy gardien kay tao sady armé
diso kajy ny akama vava basy no nitsena azy!
_”ario ny mesa an’ialahy isany!”
ra didier ihany no nanary
ilay bro handeha hanohitra vô-flingue avy hatrany
rà mfiritika eny amin’ny didier
ilay akama nitsitra amin’ny tany
didier torak’ovitra sady latsaka ny amaniny
feno atsembohana ny fandriana sy ny lambany dia nitsangana izy
letras aleatórias
- letra de paparazzi - someday static
- letra de that's life - live at the point - van morrison
- letra de ich kann dich nicht vergessen - c.t.r
- letra de geht gut - cro
- letra de ya no quiero (en vivo) - jesse y joy
- letra de alkohol - bimbo beutlin
- letra de junge mit charakter - fler
- letra de waiting - k.flay
- letra de bitte hau mich nicht - creme de la creme
- letra de bho-o by kdizzy - kdizzy