letras.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

letra de sativa - balz.

Loading...

{couplet 1]
miodina tanà ohatran’ny hoe afaka
mi-combre amin’ny taxi mijery mpandalo sao dia mijabaka
chantal manao sport na johane lasa jejo
efa resiny hono ny aretina dia hankafy amin’ny lakan-jejo izy
sarin’ny zanany en plein fond d’ecran
anianiko, izaho lazainy espèce de con
cancre mahay miaina sy mlalao cours des grands
anaty fihetsika ny ahy ny charme fa ny tchatche no anaty son
mbola miantso hono ilay vadiny taloha
izahoo no akaikiny tsotsotra fa tsy afaka ao an-dohany
ataovy ambany ny jiro dia tairo asio nate tex
dia apisehoko azy ny donan’ny sativa sy s-xe

[refrain]
sativa sy s-xe, sativa sy s-xe
asehoko azy ny donan’ny sativa sy s-x
tiavo aho akia androany fa rahampitso efa ex
tsy miantso anahy matetika no tsy mandefa sms

sativa sy s-xe, sativa sy s-xe
asehoko azy ny donan’ny sativa sy s-x
tiavo aho akia androany fa rahampitso efa ex
yeah

{couplet 2]
triste à lire, texte mandany andro
tsy nahalina iry metanire nefa mijanona ho malagasy
mbola mitady an’izay mahasoa na ohatran’ny sarotra
hatramin’izao mbola tsy voafehiko ny mahafinaritra
izaho tanora mila mividy
mila an’ilay matsiro be ny kaliko
manompo an’ireo vahiny naka ankeriny an’ilay taniko
bogosy kely ny sariko anaty phone an’i ra-sefo
izaho mijanona ho feo an’ny lalana mi-represent ny faritra
dina apin’ialahy daroka
fa mbola misy mamany eo
masika be ny lalàna hono fa mbola misy m-n-la eo
fiavina badin’itaosy anatina tishaka oversize
tairo mba asio pause fa reraka eo ialahy otherwise
[refrain/outro]
sativa sy rap, sativa sy rap
mba jereoo kely ny donan’ny sativa sy s-x
mila vazo tsara saria ny life-ko efa ratsy
ny aty mirobaroba nefa moa lany vatsy

brr

yeah

letras aleatórias

MAIS ACESSADOS

Loading...