letra de populaire - balz.
te ho king otrn jigga…de manao lifena rockstar…miditra anatin’ny game otrn fiavin’ny rockstar…fa zao lou ny kajy tsika mbola mitady emploi stable…fa ny life eto…tsy vitan’ny oe zah no star
msmoke otrn oe snoop…avy ao am zoo an’i dirty b-st-rd….espece rare le…kobo anatin’ny sambofiara….tsy oe zany fa…dizina anao ah piso ah…otrn son an’i tsanta mande mafy ato anaty bus ato…inspi sauvage otrn transfert d’appel…ny lifenao mety tantely…nenay tsirona doppel…nateraka ho sarambabembahoaka zay doffice….milaatra btax adin 1 ery am domaine….f-ck fona ny police…na ny manao tsara ny asany ary….firy taona ny service fa tsita kory ny nasalama ny fiarahamonina…malala…copie an’i reny malala…varina mampandihy vody eo ambony mozika mafana…zay tsy mila mandalina ijery oe aiza ny marina ouz….nareo miantso vonjy nefa ny feo ary tsy farina akory…ny 1 korotaninay anaty rafitra folo…de rapitso zay mandalo to tsy kobonla akory…jereo anatina cyber…micrack logiciel…na any anatina café… mpasse prod illicite…..ny vintana eto tsy misy…f-ck ny coccinel…tsy mieno dev personnel sy ny body positif….b-tch
mijery ah de manoratra…ny lanitra manorana
mozika malahelo tsisy ambara afa tsy ny olana…tanora nefa hoaiza ny sera..vazo populaire mande we transfert
letras aleatórias
- letra de ruger - trip-swoosh
- letra de когда погаснет свет (when the lights go out) - oceanofrules
- letra de show me - kadooge
- letra de а ты позови меня - малолет (malolet)
- letra de poliesportiva - thalin & cravinhos
- letra de ich hab' in mich gesogen - robert schumann
- letra de she dances alone - hyler
- letra de talk slow - raylr
- letra de scorpion. - cvlte
- letra de wacked out !!! - kim8ball