letra de mahay rnb - balz.
na misy tsy hitovy hevitra…na misy tsy mandray…tsy iatsara velatsihy ah fa le fombako otrzay…verlan de base…argot masosotra…ouz le vazah oe zay le bande de racaille….
vokatry ny fiaraha monina ah fa tsy oe maditra…menatra ny iresaka ah tsy de mavita tena…baby to masika…manakiakiana fa mba hiano indray andro ny ah ra tena vita-tena
mifangaro ny fiasana sy ny banque aty ry bande…2026 fa mbola contrebande….mitokatokana eny na araana maboto iray cams…tsy oe puristes ah fa tsy tiko elah mandoto vitams yeah…
manafangaro ny cherie sy ny makoko….tsy de gentleman fa garçon masosotra…ny fiaramonina sa ny fitaizana no fositra…sa….
ny fahaizana efa tena niara maty tam boky….filosophia an’ny parking firehankevitry ny tamboho…..ndao anangana tetezana d’androdana tamboho….mkohaky ny momba kely mamon’ny toka dem…manembona ny zavatra tsy vitako taloha…mila vola otrnazy fa ny filaminako tsy foiko … de mbola eto….rovina ndray zao vo faran’ny volana…
tsy mahay manao sakafo reo fa tsara vitrine…diso elah ra nievitra oe tsy mahay rnb zah
mahay rnb zah
mélodie apina texte rap…tsy votery ambonina eastcoast vo gangsta rap yeah
letras aleatórias
- letra de yankee - moshimo
- letra de teacher - chad weiske
- letra de cute party - elwood (2)
- letra de tremidinha - kinyou mega show
- letra de bulutlar ardında - tunç aydoğmuş, co.
- letra de goodbye to a friend (live) - paint
- letra de call your friends - rod wave
- letra de power - gomi (uk)
- letra de all øllen eg drikke - kapteinen
- letra de villa - 55time