letra de andro fanafahana - balz.
[refrain]
androany aho afaka
tsy mila ny fomba fijerin’ny hafa intsony
hiraiko mafy ho ren’ny maro fa ny rahampitso tsy maintsy miova
androany aho tsy teren’ny système hiasa loha
fanajana ho an’izay zoky nitolona efa lasa tany aloha tany
fenoy ny vera raha mba mety dia antsangano
iray ho an’ny fahombiazana
dia roa ho an’ny fahasalamana
telo ho an’ny fianakam’s
ankoatran’izay fanondro adala
na ity rap nanolorako an’ny atanorako ity ara
[couplet 1]
mila miadana aho vo maty, tsy te hizara ny rivotra hiainako
hiova aho akia androany ho tompon’andraikitra fitondran-tenako
fa izay ratsy tsy maintsy afeniko, izaho humain ihany
please aza savaina akiany aferako fa avelao any
mitady aho dia mahita dia avy eo mandany
indraindray aho mba manotany tena
mba ho tafa ve indray andro any ?
sa hiaina life sarotra eto an-tanàna
style live and die eto tanà
mi-socialize amin’ny gasy ratsy fanahy
mila boss izy, tsisy pesos ialahy tsy mi-test
mila boto anatina caisse ilay manao marque princess
mila afera tsara miodina fa izy princesse
ranomanitra sy strass sans cesse, bref
izaho tsy mitsara, izaho tsy pouvoir législatif
tsy mi-kiffe ialahy, mahazo mandeha, style tif a tif
hatramin’izao ny aty mbola mitady peace
fa tsy mamaly izy, mahagaga nefa actif
[pont]
tairaiky anatina engrenage, style rihanna
tsy vitan’ialahy ny mitsagana ambanin’ny umbrella-ko
respect hoan’ny boto rahalahiko
ilay mitady mafy miafara amin’ny marary valahana
[refrain]
androany aho afaka
tsy mila ny fomba fijerin’ny hafa intsony
hiraiko mafy ho ren’ny maro fa ny rahampitso tsy maintsy miova
androany aho tsy teren’ny système hiasa loha
fanajana ho an’izay zoky nitolona efa lasa tany aloha tany
fenoy ny vera raha mba mety dia antsangano
iray ho an’ny fahombiazana
dia roa ho an’ny fahasalamana
telo ho an’ny fianakam’s
ankoatran’izay fanondro adala
na ity rap nanolorako an’ny atanorako ity ara
[couplet 2]
tsy aiko tia anahy ve ny lanitra fa mafy aho
oharan’ny hafatr’i mama ity, mila mitazona la foi
mila mijery ny tsara tsy mandrarà izay babylone
fa tadidio ny omerta, tsy référence mafia
makoatakoata ny life, tairo mba omeo faf aho
anadinoko an’izany amina spliff-na sativa
ohatran’ny malagasy regetra mbola mijanona tia vao
hip-hop oharan’iry mendev mi-freest ao amin’ny viva
tu vois, facile ohatran’ny miteny azafady
adinoko ny anniv-ny dia izaho no lazainy batard
tsy izany akia fa mafy ny miaina ohatran’ny supers héros
miampy ny havizanana sy ny excès de bedo
[pont/outro]
tairaiky anatina engrenage, style rihanna
tsy vitan’ialahy ny mitsagana ambanin’ny umbrella-ko
respect hoan’ny boto rahalahiko
ilay mitady mafy miafara amin’ny marary valahana
letras aleatórias
- letra de бардак (mess) - escriesa
- letra de me from the past - hardcastle
- letra de nazjatar - silshacriss
- letra de money calling - e the profit
- letra de ce - clube dezenove
- letra de злая и пьяная (evil and drunk) - mikaya
- letra de hero - ludovick bourgeois
- letra de la casa dei fantasmi - willie peyote
- letra de 손이 참 곱던 그대 (lovely touch) - lim young woong (임영웅)
- letra de tracey - lincoln le fevre