letra de tsy ho ahy - anthony
Loading...
(1) na dia tsy ho ahy mintsy aza ianao
dia mbola tiako ho fantatrao
misy fitia ao anatiko ao
hatokako mangina ho anao
hatrany am-piandohana no fantatro
fa tsy ho tafara-dalana
fitiavanao tsy ho takatro
fa toa afindrafindranao
ref: ranomasoko nilatsaka noho ianao
ny alahelo mitambesatra satria lasa ianao
na rahoviana tsy ho voakosoka ao an-doha
ireo fihetsikao,reo toetranao mambabo fo
(2) raha izay fiarahantsika hatr’izay
tsy hanadinoako sanatria
na tsy ho tanteraka aza ireo faniriana
ny fisianao dia ampy hifaliana
na dia tsy ho ahy mihintsy aza ianao
dia mbola tiako ho fantatrao
misy fitia ao anatiko ao
natokako mangina ho anao
letras aleatórias
- letra de just in case - bagboy l4rge
- letra de quarantine - k bibbles
- letra de cut me deep - rudywade
- letra de my name is griffin - tunnel rats
- letra de sreco pojavi se - andreana čekić
- letra de ang kalooban mo - victory worship
- letra de void of heart - virocracy
- letra de lentes amarillos - voz propia
- letra de the saddest song - deny setiyadi
- letra de мой альбом intro - ksenon