letras.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

letra de ajanony any - ambondrona

Loading...

ajanony any raha toy izany foana
ajanony any fa mandany fotoana
vao may mati-kambo,sy mampidingin-drambo
ajanony any samy miala!

marary ny aina andeha hamitra-pihavanana indray
tsy mandry ny saina nefa tsy diso akory zany izahay
ampanetre-tena sy ampanajana koa
aleo hono miala tsiny fa ny mpamosavy no to fo

fiainana mbola hodiavina,tsy hilaozan’izay ratsy fanahy
misy ndray ankehitriny no miseho milay
mifamolaka lava izao ;tsy mety indray!

ajanony any raha toy izany foana
ajanony any fa mandany fotoana
vao may mati-kambo,sy mampidingin-drambo
ajanony any samy miala!

tsy mety tokoa,ndraindray aza latsa-tomany
na hoe tsy diso aho,tsy zay no tsiny
nefa dia voaheloka ihany!
hamafiso ny saina dia mba mahaiza manindry fo
fa ny vita mbola lefy avokoa

fiainana mbola hodiavina,tsy hilaozan’izay ratsy fanahy
misy ndray ankehitriny no miseho milay
mifamolaka lava izao ;tsy mety indray!

letras aleatórias

MAIS ACESSADOS

Loading...