letra de aborotsay ny pataloha - agrad
[couplet 1]
mbola rap fa tsy lasa asio kilimitiny e
hip-hop anaty fo sady tsy asiako limiteny e
misy ny leopard fa tsy nisy ny léo revient
misy ny lancé fa mbola izaho no numéro un
tsy mandiso fanantenana, roambizato kara, ok
tsy mpanarak’efa lavitry ny mc karaoke
fa hardcore mitovy amin’ny vazon’i ra-psykopasy
sady classique mitovy amin’ny stan smith adidas
adigasy, ialahy tsy ahita an’i agrad hidasy
new school fa ny vazo fihaino mbola diggity das
tsy génération kaaris, efa ni-rap tamin’ny orange mbola antaris
fa mody nitairiko tamin’ny teuf dia hoy izy ialahy mpanao sakis
fa izaho izao no pilote mety mi-drift aho mi-derape yo
fa ny toe-tsaiko tsy miova rap dia rap yo
mc tout terrain mitovy amin’ingahy soprano
raha izay no mahasalama ahy tairo mihitsy hisotro rano o
[refrain]
averina malalaka ilay pataloha
aleo hverina hiborotsaka ohatran’ilay taloha
fa izaho hip-hop tsy miala amin’io hoy aho izaho my n-gga
izay hip-hop tananao no ataovy mihainga
[couplet 2]
mampalahelo ny rap gasy lasa soft
fa izaho hamerina ao am-bala an’ireo izay lost
aza afangaro amin’iry zalahy izaho ry papi
fa ireny mbola famafako faladihy ohatran’ny tapis
te ho antsoina ho boto dia ny clip fenoina gros bras
nefa kankana hatahorana lazainy fa cobra
kopy ialahy tsy vrais ireny fa fopla
ratsantanana fahatelo no hatsangako f-ck ialahy
diso rap loatra indray izaho
ohatran’iry (?) sy dre izaho
hanontanio an’ra skaiz an
izahay taizan’ny atomik fa tsy wikipedia
fa izay sons havoakanay amin’ilay: oui akia babe an
asiako son mandona amin’izay adinon’ialahy hoe miakatra ny ppn
ny loha ohatran’ny slip-na koaitra ataovy miaka-midina miaraka amin’ilay bpm
[refrain]
averina malalaka ilay pataloha
aleo hverina hiborotsaka ohatran’ilay taloha
fa izaho hip-hop tsy miala amin’io hoy aho izaho my n-gga
izay hip-hop tananao no ataovy mihainga
[couplet 3]
izaho rappeur tsara base
mi-kiffе tst baz
fa bobaka ny tsy à la page
fa izaho ilay anisan’ny ilay ni-boucle insta tamin’ny cubase
tantara irеny sisa, ianareo mahatokisa
izaho tsy miala amin’ny kolotsaina mainty ohatran’i big sy i misa
hajaiko ny publa, vakiako ny bible
tsy ovaiko ny cible fa manomboka eto tanà hatrany amin’ny sisiny aho mi-dribble
miandry vasoka izay miandry an’ahy hi désamorçe
fa izaho sy ny araba mbola tsy namono divorce
ny rime vao tsy bomba ahisinay ohatran’ny lelo
ny fijerinay malalaka ohatran’ny pataloha old school antonona olona telo
be no mivari lavo
fa izaho tsy hanampy trotraka
na tery ara ilay paaloha vao maika haborotsaka
izaho leo politika fa izaho vonona hifidy
rap ny ahy ny vao harotsaka
letras aleatórias
- letra de last good day of the year - cousteaux
- letra de pra ganhar seu coração - wanderléa
- letra de plague days - sole & dj pain 1
- letra de marathon - a. s. m. (a state of mind)
- letra de non-stop - louw
- letra de gun$ n butt6r - blokka $olo
- letra de мне это не надо (i don't need this) - fem.love
- letra de even if - robin s. jakobs
- letra de subtle acts of terrorism - trashedsnowman
- letra de in paris - rosanne baker thornley