letras.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

letra de dada - hantatiana

Loading...

dada ô ho anao ity hirako ity

voaraiko ireo kilalao tsara ireo

nefa ho feno mihitsy ny hafaliako ety

raha toa ka ianao no eo anilako eo

neny tsy nanolo dada vaovao

na dia nangina aza nilaozanao

avy miasa izy na dia reraka

tsy maintsy misangy izahay mianaka

diboky ny hafaliana izahay

hira no mandany ny andronay

tampoka eo anefa

miara-maloka mahatsiaro an’i dada

tafasaraka

tany an-tsekoly indray fetin’ny ray

niara-nanomana tsara izahay

zavatra ho omena ho an’ireo ray

f’izaho sy i neny dia nangaihay

niova ny fiainanay hatramin’izay

vavaka no nampianariny ahy

endrika sariaka tsy toy ny taloha

no hita amin’i neny

neny tiako

isan-kariva hatory izahay

vavaka iray no fanaonay

izay mampanantena fa any andro iray

hifaly izahay , hody i dadanay

letras aleatórias

MAIS ACESSADOS

Loading...